" Ary ankehitriny izaho manolotra anareo ho amin'Andriamanitra sy ho amin'ny tenin'ny fahasoavany, izay mahay mampandroso sy manome lova anareo eo amin'izay rehetra nohamasinina". Asan'ny Apostoly 20 : 32
Tohiny
NY TENIN’ANDRIAMANITRA DIA TENY VOAZAHA TOETRA
Salamo 119 :139-141 : « Efa maharitra aina ahy ny fahasaro-piaroko, Satria nanadino ny teninao ny mpandrafy ahy. Voazaha toetra tamin’ ny memy ny teninao, Ka dia tian’ ny mpanomponao. Kely aho ka natao ho tsinontsinona; Nefa tsy hadinoiko ny didinao ». VOAZAHA TOETRA NY TENIN’ANDRIAMANITRA – PURE NY TENIN’ANDRIAMANITRA Izany hoe madio, voazaha toetra ny tenin’Andriamanitra ka manadio. Voazaha toetra,…
Tohiny



