Vaovao

Tsianjery Alahady 16 Febroary 2020

"Fa ny nofo rehetra dia tahaka ny ahitra, Ary izay mety ho voninahiny dia tahaka ny vonin'ny ahitra. Malazo ny ahitra, ka mihintsana ny voniny". 1 Petera 1:24
Tohiny

"Satria efa nodiovinareo ny fanahinareo tamin'ny fanarahana ny fahamarinana ho amin'ny fitiavan-drahalahy tsy miangatra dia mifankatiava fatratra amin'ny fo". 1 Petera 1:22
Tohiny

" Fa mahitsy  ny tenin'i Jehovah, ary ny asany rehetra dia mahatoky avokoa". Salamo 33:4  
Tohiny