Vaovao

Batisa 30 Jolay 2023

[gallery type='google' view='photos' album_id='AAk24Ry9ZQeRUUXCPhZlv9t2U1oXGzOPoqOINwBxp7vYfzV-zTr9kSkm1pLD0tFH4YXJ5LLRAdb0' main_size='2048' layout='mosaic']
Tohiny

"Ary Samoela nilaza tamin'ny olona izay mety ho fitondrana ny fanjakana, dia nosoratany tamin'ny taratasy izany ka napetrany teo anatrehan'i Jehovah. Ary ny vahoaka rehetra samy nampodin'i Samoela ho any an-tranony avy. Fa Saoly kosa nandeha nody tany Gibea, ary nomba azy ny olona maro, izay voatendrin'ny tanan'Andriamanitra ny fony".  I Samoela 10 : 25…
Tohiny

"Ary ankehitriny, ry Isiraely o, inona moa no ilain'i Jehovah Andriamanitrao aminao, afa-tsy ny hatahotra an'i Jehovah Andriamanitrao sy ny handeha amin'ny lalany rehetra ary ny ho tia Azy sy hanompo an'i Jehovah Andriamanitrao amin'ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra". Deoteronomia 10 : 12
Tohiny