"Koa satria niaritra tamin'ny nofo Kristy, dia alao mba ho fiadianareo izany saina izany; fa izay niaritra tamin'ny nofo dia efa afaka* tamin'ny ny ota; [*Grika:nampitsaharina] mba tsy handanianareo ny andro sisa iainanareo amin'ny nofo araka ny filan'ny olona intsony, fa araka ny sitrapon'Andriamanitra". I Petera 4 : 1 - 2
Tohiny
"Marina ihany izany; ny tsy finoany no nanapahana azy, ary ny finoanao kosa no itoeranao. Aza miavonavona, fa matahora; fa raha ny tena sampana aza tsy navelan'Andriamanitra, dia tsy havelany koa ianao". Romana 11 : 20 - 21
Tohiny
"Ary Andriamanitry ny fiadanana anie hahamasina anareo samy ho tanteraka, ka aoka harovana avokoa ny fanahinareo sy ny ainareo ary ny tenanareo ho tanteraka ka tsy hanan-tsiny amin'ny fihavian'i Jesoa Kristy Tompontsika". I Tesaloniana 5 : 23
Tohiny




