Vaovao

"Ary tamin'izany andro izany dia lasa nankany an-tendrombohitra Jesoa mba hivavaka; ary naharitra nivavaka tamin'Andriamanitra nandritra ny alina Izy. Ary nony maraina ny andro, dia nantsoiny hanatona Azy ny mpianany, ka nifidianany roa ambin'ny folo lahy, izay nataony hoe Apostoly".Lioka 6 : 12 - 13
Tohiny

"Ary Jesoa Kristy Tompontsika sy Andriamanitra Raintsika, Izay efa tia antsika ka nanome antsika fampiononana mandrakizay sy fanantenana tsara amin'ny fahasoavana, no hampionona ny fonareo anie sy hampahery anareo amin'ny asa sy ny teny tsara rehetra". II Tesaloniana 2 : 16 - 17
Tohiny

ALAHADY 23 JOLAY 2023 – AGAPE

SARY [gallery type='google' view='photos' album_id='AAk24Ry27qoXfJ2v7d9IVwN5wnY6jijtzIDcqT5w79Ee08vYLz1Fcslx-Hgsm4NfhYgHQvJX78FM' main_size='2048' layout='mosaic'] HORONANTSARY    Horonantsary feno : https://www.youtube.com/watch?v=ClmukVE8ihw
Tohiny

"Ary hoy Izy tamiko: Solomona zanakao no hanao ny tranoko sy ny kianjako, fa efa nifidy azy ho zanako Aho, ary Izaho ho rainy. Ary hampitoetra ny fanjakany ho mandrakizay Aho, raha maharitra mitandrina ny didiko sy ny fitsipiko mandra-kariva izy tahaka ny amin'izao anio izao".  I Tantara 28 : 6 - 7
Tohiny