"Fa ny firenena rehetra samy mandeha amin'ny anaran'ny andriamaniny avy; Fa isika kosa handeha amin'ny anaran'i Jehovah Andriamanitsika mandrakizay doria". Mika 4 : 5
Tohiny
"Eny tokoa, fahasoavana sy famindram-po no hanaraka ahy amin'ny andro rehetra hiainako, dia hitoetra ao an-tranon'i Jehovah andro lava aho". Salamo 23 : 6
Tohiny
Lioka 5.1-11 – Mofonaina Alatsinainy 22 Jolay 2024
HAFATRA Lc 5:1-11 (and 11) Fitarihana Tantaran'ny fiantsoana. Fomban'i Jesoa ny miantso olona am-perin'asa (Mosesy, Davida, Petera, Matio, Paoly...). Petera nidirany tao amin'ny Biraony (Sambo fanaratoana). Nanaiky Petera mba hatao polipitra ny toeram-piasany. Rehefa vita ny fampianarana dia nitodika manokana tamin'i Petera Jesoa mikasika ny asany ary nanolokevitra (nibaiko) dia tonga nahavokatra avo roa heny…
Tohiny
"Ary rehefa nampiantsona ny sambokeliny teo an-tanety izy, dia nahafoy ny zavatra rehetra ka nanaraka an'i Jesoa". Lioka 5 : 11
Tohiny



