[gallery type='google' view='photos' album_id='AAk24Rx7UtUSqhqkxyeL57f_X44osnAAdto4_rG6GD30IMWtuuy3u_5z1S1ZHtQSL7PTnql9xkhu' main_size='2048' layout='mosaic']
Tohiny
"Fa ny fahasoavan'Andriamanitra no nahatoy izao ahy; ary tsy foana ny fahasoavany ato amiko; fa efa niasa fatratra mihoatra noho izy rehetra aho, nefa tsy izaho, fa ny fahasoavan'Andriamanitra no niara-niasa tamiko". I Korintiana 15 : 10
Tohiny
"Sambatra ianareo, raha halan'ny olona ka ariany sy haratsiny, ary laviny toy ny zava-dratsy ny anaranareo, noho ny amin'ny Zanak'olona". Lioka 6 : 22
Tohiny
HAFATRA MOFONAINA 17 JOLAY 2024 – Lioka 6,17-26
HAFATRA MOFONAINA 17 JOLAY 2024 Lc 6.17-26 Jesoa Kristy mampianatra eo anatrehan'ny sokajin'olona samihafa Mpianatra sy vahoaka maro. Nanopy ny masony tamin'ny mpianatra: mpanara-dia sy mihaino ary miara-miaina. Niteny. Ao amin'ny Mt 5-7: "Nanatona azy ny mpianany." Teny nifantoka manokana tamin'izay niaraka taminy hatraiza hatraiza ity teny ity. Miaraha mandeha amin'ny Tompo Andriamanitrao. 1. Mialà…
Tohiny



