Vaovao

"Hoy Izy taminy: Avia, fa ho hitanareo. Koa dia nandeha izy ka nahita izay nitoerany ary nitoetra teo aminy tamin'izany andro izany; ary efa tokony ho ora fahafolo tamin'izay". Jaona 1 : 39
Tohiny

Mofonaina Zoma 26 Jolay 2024 – Lioka 9,57-62 – FIARAHA-MANDINIKA SORATRA MASINA

Lc 9:57-62 1. NY BOKY 1.1 Fandraisan’anjaran’ny tsirairay Toko: 24 Daty: 64 Mpanoratra: Lioka mpahay tantara, Grika, mpitsabo Mampiavaka: Ny fahaterahan’i Jaona mpanao Batisa Ny tetiarana miantsoro mianoatra (Jesoa Kristy hatramin’i Adama) Ny tantaran’ny fitsanganan’i Jesoa tamin’ny maty (ny resak’i Jesoa tamin’ireo roa lahy nankany Emaosy) 1.2 Foto-kevitra Misongadina 121. Jesoa Kristy tsy manavaka. Lc…
Tohiny

"Fa, izaho, dia ny ho akaikin'Andriamanitra no mahatsara ahy; Ianao, Jehovah Tompo o, no nataoko aroko, mba hilaza ny asanao rehetra aho". Salamo 73 : 28
Tohiny

Mofonaina 24 Jolay 2024 – Mika 4,1-7

Mika 4.5 Mi 4.1-7 Fitarihana Mika dia iray amin'ireo mpaminany madinika 12 ary naminany tokony ho tamin'ny taonjato fahavalo talohan'i Jesoa Kristy tao Joda. Mifangaro ato ny hafatra milaza famaizana sy fanarenana. Ity toko fahefatra ity dia milaza ny asan'Andriamanitra manarina an'i Jerosalema hahatonga azy ho tena tanànan'ny fiadanana tokoa, ho ivon-toeran'ny fandriampahalemana sy ny…
Tohiny