Vaovao

"Koa amin'izany, satria efa nohamarinina tamin'ny finoana isika, dia aoka isika hanana* fihavanana amin'Andriamanitra amin'ny alalan'i Jesoa Kristy Tompontsika". [*Na: (dia manana)] — Romana 5 : 1 - 5 (and.1)
Tohiny

"Ary nandre ny feon'ny Tompo aho nanao hoe: Iza no hirahiko, ary iza no handeha ho irakay? Dia hoy izaho: Inty aho, iraho aho".  Isaia 6 : 1-8 (and.8)
Tohiny