[gallery type='google' view='photos' album_id='AAk24Ryf_3VIfQz39-WHEWkKUnPZC8nnXmL5RASdyhEuAehYoMLHEa7TaaVQ5UTwnsprdjim09VC' main_size='1600' layout='mosaic']
Tohiny
"Farany, miraisa saina ianareo rehetra. ka miaraha ory, mifankatiava tahaka ny mpirahalahy, mifamindrà fo, manetre tena". I Petera 3 : 8
Tohiny
"Na zovy na zovy no mandray zaza iray tahaka itony amin'ny anarako, dia mandray Ahy; ary na zovy na zovy no mandray Ahy, dia tsy mandray Ahy, fa Izay naniraka Ahy". Marka 9 : 33 - 37 (and.37)
Tohiny
MOFONAINA 10 DESAMBRA 2024 – Romana 5:1-5
FIARAHA-MANDINIKA SORATRA MASINA Talata 10 Desambra 2024 FANDAHARANA Fiantsoana sy Fiderana Salamo 119:65-72 Hira 4: Mamy ny fitianao Vavaka Hira 206/2: Ny Tenimasinao, izay noteneninao... Soratra Masina: Romana 5:1-5 Hira 365/1-2: He ry mpanota anà sasatra... Fiaraha-Mandinika Soratra Masina Vavaka Hira 73/3: Jesoa zaza hendry... Tsodrano Romana 5:1-5 Voambolana Nampidina « ekkchytai » avy amin’ny…
Tohiny



