[gallery type='google' view='photos' album_id='AAk24Rxpf_w8hDGOtIoI6vzYZIJ4RqzdKkYg9c6sJGPcATrDH3Wragt6gLCDGXN85wdNLXx6Eht0' main_size='957' layout='mosaic']
Tohiny
MOFONAINA 06 DESAMBRA 2024 – Kolosiana 3:12-15
Zoma 06 Desambra 2024 FANDAHARANA Fiantsoana sy Fiderana Salamo 119:57-64 Hira 7: Misaora an’Andriamanitra Vavaka Hira 177/1,4: Ry Fanahy Mpanazava mitariha anay izao… Ny Baiboly taminao… Soratra Masina : Kolosiana 3:12-15 Hira 506/1: Tsy misy miadana ka afa-po… FMSM Vavaka Hira HF 47/1: Ianao izay mitady ny fiadanan-tsoa… Tsodrano Kolosiana 3:12-15 1. NY BOKY 1.1…
Tohiny
"Koa amin'izany manetre tena ambanin'ny tàna-maherin'Andriamanitra, mba hanandratany anareo amin'ny fotoan'andro". I Petera 5 : 5-9 (and.6)
Tohiny
"Lazaiko aminareo: Izany lehilahy izany nidina tany an-tranony efa nohamarinina noho ny anankiray; fa izay rehetra manandra-tena no haetry, ary izay rehetra manetry tena no hasandratra". Lioka 18 : 9 - 14 ( and.14 )
Tohiny



