Vaovao

Fifampiarahabana nahatratra ny taona vaovao 2018: TAK

Tanteraka ny 20 janoary teo ny fifampiarahaban'ny TAK noho ny nahatratrarana ny taona vaovao 2018. [caption id="attachment_4438" align="aligncenter" width="604"] Ireo ankizy manatanteraka ny fiarahabana amin'ny alalan'ny tsianjery[/caption] [caption id="attachment_4439" align="aligncenter" width="604"] Ny Mpitandrina, ireo ankizy sy ireo mpanabe ao amin'ny TAK[/caption]
Tohiny

RESAKA OZONA

Levitikosy 26 : 16 Rehefa avy niteny ny Tompo eo amin’ny and. 14 hoe : « Fa raha tsy mihaino Ahy kosa ianareo ka tsy mankato ireo didy rehetra ireo », dia hoy Izy eo amin’ny and. 16 : « Izaho kosa dia hanao izao aminareo ». Resaka ozona – ozona vokatry ny tsy fankatoavana…
Tohiny

Asa. 13:47

"Fa izao no nandidian’ ny Tompo anay: Efa nanendry Anao ho fahazavan’ ny jentilisa Aho, Mba ho famonjena hatrany amin’ ny faran’ ny tany Hianao".
Tohiny