Fifampiarahabana nahatratra ny taona vaovao 2018: FDL

Tanteraka ny 19 janoary teo ny fifampiarahaban'ny FDL noho ny nahatratrarana ny taona vaovao.

 

FDL_2018

Biraon'ny FDL sy ny Mpitandrina