Messages récents par Mpanoratra

RESAKA TENDROMBOHITRA AVO

Marka 9:2-3 : « Ary nony afaka henemana, Jesosy dia naka an'i Petera sy Jakoba ary Jaona ka nitondra azy nitokana niakatra ho any an-tendrombohitra avo anankiray; dia niova tarehy teo anatrehany Izy,ary ny fitafiany niova nanelatrelatra sady fotsy indrindra, ka tsy misy mpamotsy lamba ambonin'ny tany mahafotsy toy izany ». Eksodosy 34:29 : «…
Tohiny

"Hianareo mpanompo, maneke ny tomponareo amin'ny fahatahorana rehetra, tsy ny tsara sy ny malemy fanahy ihany, fa ny saro-po koa". 1 Petera 2:18
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.