À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Fa izao no lazain'i Jehovah: Mihobia amin'ny fifaliana noho ny amin'i Jakoba, ary mifalia noho ny amin'ny lohan'ny firenena, torionareo, deraonareo, ka ataovy hoe: Jehovah o, vonjeo ny olonao, dia ny sisa amin'ny Isiraely". Jeremia 31:7
Tohiny
Ilay Voa Tsara Nafafy 30 Novambra 2018
RESAKA FAHARETANA
Jakoba 5 :7-8 : « Ary amin’ izany dia mahareta tsara, ry rahalahy, mandra-pihavin’ ny Tompo. Indro, ny mpiasa tany miandry ny voka-tsoa amin’ ny tany ka maharitra amin’ izany mandra-pahazony ny ranonorana aloha sy aoriana. Mahareta koa hianareo, mampahereza ny fonareo, fa efa mby akaiky ny fihavian’ ny Tompo. » Amporisihina isika haharitra amin’ny fiandrasana ny fiavian’ny…
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.
