À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Ary ataovy izay mahitsy sady tsara eo imason'i Jehovah, mba hahita soa ianao ary mba hidiranao handova ny tany soa izay nianianan'i Jehovah tamin'ny razanao homena azy". Deoteronomia 6:18
Tohiny
Ilay Voa Tsara Nafafy 26 Febroary 2020
BANJINO ANDRIAMANITRA
« Manandra-peo ny riaka, Jehovah o, eny, manandra-peo ny riaka; mampirohondrohona ny feony ny riaka. Mihoatra noho ny rano sady be no mahery, eny, mihoatra noho ny onjan-dranomasina lehibe, ny voninahitr'i Jehovah any amin'ny avo ». Salamo 93 :3-4 Mihoatra noho ny riaka, mihoatra noho ny rano sady be no mahery ny voninahitr’i Jehovah. Hiresaka ny voninahitr’i Jehovah any…
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



