Messages récents par Mpanoratra

"Ary Izy no Lohan'ny tena, dia ny fiangonana*; Izy no voalohany, dia ny Lahimatoa tamin'ny maty, mba ho Lohany amin'ny zavatra rehetra Izy". [* Grika: eklesia] — Kolosiana 1 : 18
Tohiny

"Ataonareo va fa tonga hanome fihavanana ambonin'ny tany Aho? Tsia, hoy Izaho aminareo, fa fampisarahana". — Lioka 12 : 51
Tohiny

"Ary sasao ny fitafianareo amin'ny andro fahafito, dia hadio ianareo; ary rehefa afaka izany, dia mahazo miditra eo amin'ny toby ianareo". — Nomery 31 : 24
Tohiny

24 SEPTAMBRA 2021

Isan’ny MFT : 64 Fanapahan-kevitra 1/ Fampiasana trano fiangonana : CAMPUS  POUR CHRIST : Sabotsy 23 Octobre 2021 @ 9h 30 hatramin’ny 12h (fampahafantarana sy ho fanolorana ary ho fitondrana am-bavaka ireo mpitarika vaovao sy ireo tompon'andraikiha eto anivon’ny Fikambanana) 2/ Fampafahantarana Bazar Fitiavana: atao ny Sabotsy 18/12/21 Olona nifindra fiangonana Atoa RAJAOMARIA Johnnito, avy amin’ny FJKM Manakambahiny…
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.