"Anaka, aza manamavo ny famaizan'i Jehovah, Ary aza tofoka amin'ny fananarany; Fa izay tian'i Jehovah no anariny, Dia tahaka ny ataon'ny ray amin'ny zanaka tiany". Ohabolana 3 : 11 - 12
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Fa amin'ny hitsanganana amin'ny maty dia tsy hisy hampaka-bady na havoaka hampakarina; fa tahaka ny anjely any an-danitra izy". Marka 12 : 25
Tohiny
"Moa tsy nisy anankiray nanao izany va, nefa mbola nanam-panahy ihany ? Fa inona anefa no notadiavin'ilay anankiray? Taranaka araka an'Andriamanitra*. Koa dia tandremo ny fanahinareo, ary aoka tsy hisy hamitaka ny vadin'ny fahatanorany. [*Na: moa tsy iray va no nataony? Nefa nanana fanahy sisa ihany Izy. Ary nahoana no iray? Nitady taranaka araka an'Andriamanitra…
Tohiny
'Anaka, maneke ny ray sy ny reninareo ao amin'ny Tompo, fa marina izany. Manajà ny ray sy ny reninao (fa izany no didy voalohany misy teny fikasana), mba hahita soa ianao sy ho maro andro ambonin'ny tany (Deoteronomia 5:16). Ary ianareo ray, aza mampahatezitra ny zanakareo, fa tezao amin'ny famaizana sy ny fananaran'ny Tompo izy".…
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



