Messages récents par Mpanoratra

"Dia nitaraina tamin'i Jehovah ny Zanak'Isiraely, ary Jehovah nanangana mpamonjy ho an'ny Zanak'Isiraely, izay namonjy azy, dia Otniela, zanakalahin'i Kenaza, zandrin'i Kaleba". Mpitsara 3 : 9
Tohiny

"Ianareo vehivavy, maneke ny vadinareo araka izay mety hatao ao amin'ny Tompo. Ianareo lehilahy, tiava ny vadinareo. ary aza sosotra* aminy. [*Grika: mangidy] Ianareo zanaka, maneke ny ray aman-dreninareo amin'ny zavatra rehetra; fa ankasitrahana ao amin'ny Tompo izany". Kolosiana 3 : 18 - 20
Tohiny

"Ary niara-nidina taminy nankany Nazareta Izy ka nanoa azy. Ary ny reniny nitahiry izany teny rehetra izany tao am-pony. Ary Jesoa nitombo saina sy tena* sady nandroso fitia tamin'Andriamanitra sy ny olona'. [*Na: taona]. Lioka 2 : 51 - 52
Tohiny

"Aoka hanan-kaja amin'ny olona rehetra ny fanambadiana, ary aoka tsy ho voaloto ny fandriana; fa ny mpijangajanga sy ny mpaka vadin'olona dia hohelohin'Andriamanitra". Hebreo 13 : 4
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.