Messages récents par Mpanoratra

"Efa fantatrareo voalohany indrindra fa amin'ny andro farany dia hisy mpaniratsira avy haniratsira, mandeha araka ny filany ka manao hoe: Aiza ny teny fikasana ny amin'ny fihaviany? Fa hatrizay nodian'ny razana mandry dia maharitra tsy miova ny zavatra rehetra; eny, hatramin'ny nanaovana izao tontolo izao aza". II Petera 3 : 3 - 4
Tohiny

"Ary amin'izany andro izany dia hiseho eo amin'ny lanitra ny famantarana ny Zanak'olona, ka dia hitomany ny firenena rehetra ambonin'ny tany, ary hahita ny Zanak'olona avy amin-kery sy voninahitra lehibe eo amin'ny rahon'ny lanitra izy". Matio 24 : 30
Tohiny

"Fa inona moa no fanantenanay, na fifalianay, na satro-boninahitra reharehanay? Moa tsy ianareo eo anatrehan'i Jesoa Tompontsika amin'ny fihaviany va?". I Tesaloniana 2 : 19
Tohiny

"Tompo o, ankehitriny ny mpanomponao dia alefanao amin'ny fiadanana Araka ny teninao; Fa ny masoko efa nahita ny famonjenao".Lioka 2 : 29 - 30
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.