"Fa ianao kosa mahonona tena amin'ny zavatra rehetra, miareta fahoriana, ataovy ny asan'ny evanjelista, tanteraho ny fanompoanao". II Timoty 4 : 5
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Raha fantatrareo fa marina Izy, dia fantaro fa izay rehetra manao ny marina no zanany naterany". I Jaona 2 : 29
Tohiny
"Injany! misy feon'ny miantso mafy any an'efitra hoe: Amboary ny lalan'i Jehovah, Ataovy mahitsy ny lalan-kalehany. Ny lohasaha rehetra hototofana, Ary ny tendrombohitra sy ny havoana rehetra haetry, Ary ny meloka hahitsy, Ary ny lalana mikitoantoana hohamarinina". Lioka 3:4-5
Tohiny
"Fa tsy tianay tsy ho fantatrareo, ry rahalahy, ny amin'izay modi-mandry, mba tsy hahalahelovanareo tahaka ny sasany izay tsy manana fanantenana. Fa raha inoantsika fa efa maty Jesoa sady efa nitsangana indray, dia toy izany koa no hitondran'Andriamanitra izay efa nodi-mandry tao amin'i Jesoa* hiaraka aminy". [*Na: tamin'ny alalan'i Jesoa]. I Tesaloniana 4 : 13…
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



