"Jehovah o, iza moa no tahaka Anao amin'izay andriamanitra? Iza moa no tahaka Anao, Izay ankalazaina amin'ny fahamasinana, deraina amin'ny fahatahorana, Mpanao fahagagana?". Eksodosy 15 : 11
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
TONGA SOA NY KIPANTSONA TSARA FEO
Tonga soa ny Kipantsona tsara feo ! Tontosa soa amantsara ny asa fanamboarana notanterahina tamin'ny orga teo aloha. [gallery type='google' view='photos' album_id='AAk24RwNTowugX0hE-35NrkonF4Vk_ALb-fYiYhIZusrRPpT8-dgKsFra6K0iR3DCHfMs-XCF7ir' main_size='1600' layout='mosaic']
Tohiny
"Miaraha mankalaza an'i Jehovah amiko; ary aoka hiara-manandratra ny anarany isika". Salamo 34 : 3
Tohiny
"Fa izao no nandidian'ny Tompo anay: Efa nanendry Anao ho fahazavan'ny jentilisa Aho, Mba ho famonjena hatrany amin'ny faran'ny tany Ianao (Isaia 49:6). Ary rehefa nandre izany ny jentilisa, dia faly izy ka nankalaza ny tenin'Andriamanitra*; ary izay voalahatra ho amin'ny fiainana mandrakizay dia nino. [*Na: ny tenin'ny Tompo]". Asan'ny Apostoly 13 : 47 -…
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



