"Tsy noho ny filazanao ihany no inoanay, fa ny tenanay no mandre, ka fantatray fa Izy tokoa no Mpamonjy izao tontolo izao". Jaona 4 : 42
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Inona moa ny olona, no ahatsiarovanao azy? Ary ny zanak'olombelona, no amangianao azy? Fa efa nataonao ambany kely noho Andriamanitra izy, ary efa nosatrohanao voninahitra sy fiandrianana". Salamo 8 : 4 - 5
Tohiny
"Raha misy manao hoe: Tia an'Andriamanitra aho, nefa mankahala ny rahalahiny, dia mpandainga izy; fa izay tsy tia ny rahalahiny izay hitany, hataony ahoana no fitia an'Andriamanitra Izay tsy hitany? Ary izao no didy efa azontsika taminy: Izay tia an'Andriamanitra dia tsy maintsy tia ny rahalahiny koa". I Jaona 4 : 20 - 21
Tohiny
"Fa nony hitan'ny lohan'ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna ny zavatra mahagaga izay nataony sy ny ankizy madinika miantso eo an-kianjan'ny tempoly ka manao hoe: Hosana ho an'ny Zanak'i Davida! - dia tezitra izy ka nanao taminy hoe: Renao va izay lazain'ireo? Dia hoy Jesoa taminy: Eny; tsy mbola novakinareo va ny teny manao hoe: Avy…
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



