"Ny fitiavana tsy manisy ratsy ny namana; koa dia ny fitiavana no fahatanterahana ny lalàna". Romana 13 : 10
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Fa mandehana ka mianara izay hevitry ny teny hoe: Famindram-po no sitrako, fa tsy fanatitra alatsa-drà (Hosea 6:6) fa tsy tonga hiantso ny marina Aho, fa ny mpanota". Matio 9 : 13
Tohiny
"Dia araka ny tenin'i Jehovah ihany no nahatongavan'izany tamin'ny Joda, hanesorany azy tsy ho eo imasony noho ny fahotan'i Manase tahaka izay rehetra nataony sy noho ny rà marina izay nalatsany koa; fa nofenoiny rà marina Jerosalema; koa izany no tsy netezan'i Jehovah hamela ny helony". II Mpanjaka 24 : 3 - 4
Tohiny
"Mahatoky ka tokony hekena amin'ny fankasitrahana rehetra izao teny izao: tonga tety ambonin'ny tany Kristy Jesoa hamonjy ny mpanota, ary amin'ireny izaho no lohany". I Timoty 1 : 15
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.