Tanteraka ny 19 janoary teo ny fifampiarahaban'ny FDL noho ny nahatratrarana ny taona vaovao. [caption id="attachment_4434" align="aligncenter" width="604"] Biraon'ny FDL sy ny Mpitandrina[/caption]
Tohiny
À propos de: FJKM Isotry Fitiavana
Messages récents par FJKM Isotry Fitiavana
Tafika Masina Anosipatrana,10 Febroary 2018
Mialohan'ny hanokanana azy ireo ho isan'ny Mpandray ny fanasan'ny Tompo dia tsy maintsy manatanteraka Tafika Masina indray mandeha ireo mpianatra Katekomena. Ny Asabotsy 10 Febroary dia teny amin'ny Faritra Anosipatrana no nanatanterahana an'izany. Ny Filohan'ny AFF no nitarika ireo Katekomena teny, niaraka tamin'ny mpikambana ao amin'ny Vaomieran'ny Katekomena sy ireo "coach".
Tohiny
1 Tesaloniana 2:13-16
Toriteny 28 Janoary 2018
Matio 8 :3 : « Ary Jesosy naninjitra ny tànany, dia nanendry azy ka nanao hoe: Mety Aho; madiova hianao. Dia nadio tamin’ ny habokany niaraka tamin’ izay izy ».
Fahamarinana 1 : METY HANAPAKA NY FIAINANAO AMIN’NY FAHEFANY NY TOMPO ; IZY METY, FA IANAO VE METY ?
Fahamarinana 2 : MAMANGY ANAO MANOKANA JESOA ARY TE HANAO FACE A FACE, TE HANAO TETE A TETE AMINAO IZY, METY VE IANAO ? SAO SANATRIA TSY METY IANAO ?
Fahamarinana 3 : IZY METY HANAPAKA ANAO AMIN’NY FAHEFANY KA METEZA HITONDRA NY ZIOGANY
Commentaires récents par FJKM Isotry Fitiavana
Pas de commentaires par FJKM Isotry Fitiavana encore.



