À propos de: FJKM Isotry Fitiavana
Messages récents par FJKM Isotry Fitiavana
Fiarahabana zokiolona 2018
Fiarahabana ireo zoky olona noho ny nahatrarana ny taona 2018.
Tohiny
Fanoharana ny amin’i Jerosalema Vaovao
Apokalypsy 21 :2 : « Ary nahita aho fa, indro, ny tanàna masina, dia Jerosalema vaovao, nidina avy any an-danitra tamin’ Andriamanitra, voaomana tahaka ny ampakarina efa mihaingo hihaona amin’ ny vadiny ». 1/ Oharina amin’ny tanàna masina i Jerosalema Vaovao Hoy ilay and.2a : « Ary nahita aho fa, indro, ny tanàna masina, dia…
Tohiny
RAZANADRAZAFY Haingomandimby
Ho voninahitr’Andriamanitra no hijoroako vavolombelona eto fa vokatry ny fanarahako ny fiofanana FIANGONANA MITERAKA teto amin’ny Fiangonantsika FJKM Isotry Fitiavana dia tonga sahy nitory ny Filazantsara tamin’ireo olom-pantatro sy ny manodidina ahy aho. Fianakaviana kely iray tamin’ireny no entiko aminareo mpamaky eto. Izany fianakaviana kely izany no tian’ny Tompo ho vonjena ka nanirahany ahy history…
Tohiny
Commentaires récents par FJKM Isotry Fitiavana
Pas de commentaires par FJKM Isotry Fitiavana encore.



