"Dia hoy izy taminy: Ianareo mahalala fa fady amin'ny Jiosy ny hanan-draharaha na hiantrano amin'ny olona hafa firenena; nefa izaho efa nampahafantarin'Andriamanitra fa tsy misy olona azoko atao hoe fady na tsy madio". Asan'ny Apostoly 10 : 23b -29 (and.28)





