"Ary ny Ray Izay naniraka Ahy, Izy no nanambara Ahy. Tsy mba renareo ny feony, na hitanareo akory aza ny endriny, ary ny teniny tsy mba mitoetra ao anatinareo, satria tsy mino Izay nirahiny ianareo". — Jaona 5 : 37 - 38