image_pdfPDF

"Injany! any an-tendrombohitra ny tongotry ny mitondra teny soa mahafaly Sady mitory fiadanana! Tandremo ny andro firavoravoanao, ry Joda,
Efao ny voadinao;
Fa tsy handeha hamaky eo aminao intsony ilay tena ratsy fanahy,
Indray ripaka izy rehetra".

Nahoma 2:1

image_pdfPDF