"Fa Simona namaly ka nanao hoe:
Tompoko, mandritra ny alina no efa nikelezanay aina, nefa tsy nahazo na inona na inona; kanefa noho ny teninao; dia halatsako ihany ny harato". Lioka 5:5