image_pdfPDF

"Fa izao no nandidian'ny Tompo anay: Efa nanendry Anao ho fahazavan'ny jentilisa Aho, Mba ho famonjena hatrany amin'ny faran'ny tany Ianao (Isaia 49:6). Ary rehefa nandre izany ny jentilisa, dia faly izy ka nankalaza ny tenin'Andriamanitra*; ary izay voalahatra ho amin'ny fiainana mandrakizay dia nino. [*Na: ny tenin'ny Tompo]". Asan'ny Apostoly 13 : 47 - 48

image_pdfPDF