"Ry Ziona, izay mitondra teny soa mahafaly o*, miakara any an-tendrombohitra avo; Ry Jerosalema izay mitondra teny soa mahafaly o*, Asandrato mafy ny feonao, asandrato, fa aza matahotra; Lazao amin'ny tanànan'ny Joda hoe. Indro Andriamanitrareo! [*Na: Ry ilay mitondra teny soa mahafaly ho an'i Ziona] [**Na: Ry ilay mitondra teny soa mahafaly ho an'i Jerosalema]". Isaia 40 : 9-11 (and.9)