Matio 10:28-30: "Ary hoy Petera taminy: Indro, izahay efa nahafoy ny zavatra rehetra ka nanaraka Anao.Hoy Jesosy: Lazaiko aminareo marina tokoa: Tsy misy olona efa nahafoy trano, na rahalahy, na anabavy, na reny, na ray, na zanaka, na tany, noho ny amiko sy ny filazantsara,ka tsy handray zato heny amin’ izao andro ankehitriny izao-dia trano sy rahalahy sy anabavy sy reny sy zanaka sy tany mbamin’ ny fanenjehana-ary amin’ ny andro ho avy dia fiainana mandrakizay".
RESAKA ANDRO HO AVY
Ny fanontaniana dia manao hoe: Aiza ny lakile an'izany fanjakan'ny lanitra izany? Aiza ny lakile an'izany fiainana mandrakizay izany?
Miantona eo amin'ny hazofijaliana io lakile io, dia ilay rà nalatsaka teo amin'ny hazo fijaliana