Ireo vaovaon’ny FOIBE FJKM

Vaovao foibe
ALAHADY 30 MARTSA 2025 – IVO JOBILY 25 TAONA Razafinarivo Hanitriniony (GAZETY Marturia Vavolombelona)
HORONANTSARY SARY (mahandràsa kely vetivety fa hiseho ireo sary)
VAOVAO FOIBE FJKM OKTOBRA 2018
Nifarana ny Alahady faha 21 Oktobra lasa teo ny fanamarihana ny fankalazana an'Andriamanitra noho ny faha 50 taona FJKM sy ny faha 200 taona LMS tamin'ny alalan'ny fanompoam-pivavahana notanterahina teny amin'ny kianjaben'ny Mahamasina. Tsiahivina fa ny zoma 19 Oktobra ny fanokafana ny fotoam-pamaranana ny Jobily teny amin'ny FJKM Andrainarivo Fahasoavana tamin'ny alalan'ny velan-kevitra mitondra ny lohateny hoe ny « Kristiana Protestanta





