Tsianjery Alarobia 01 Janoary 2020

"Farany, mahereza ao amin'ny Tompo sy amin'ny herin'ny faherezany.
Tafio avokoa ny fiadian'Andriamanitra, mba hahazoanareo hifahatra amin'ny fanangolen'ny devoly.
Raiso  ny tenin'Andriamanitra ho sabatry ny
Fanahy.
Ary mivavaha mandrakariva ao amin'ny
Fanahy amin'ny fivavahana rehetra sy ny fangatahana".
Efesiana 6:10-11;17-18