Tsianjery Alahady 21 Jolay 2019

"Ary nahita azy ireo sahirana nivoy fatratra Izy, fa notohain'ny rivotra: ary tokony ho tamin'ny fiambenana fahefatra amin'ny alina dia nankeny aminy nitsangantsangana tambonin'ny ranomasina Jesoa ka nikasa handalo azy".

Marka 6:48