Tsianjery Alahady 14 Jolay 2019

"Ary lazaiko aminareo koa:
Raha misy roa aminareo mifanaiky ety ambonin'ny tany na amin'inona na amin'inona ka hangataka izany, dia ho azony avy amin'ny Raiko
Izay any an-danitra izany.
Fa na aiza na aiza no iangonan'ny roa na telo amin'ny anarako, dia ao afovoany Aho". 
Matio 18:19-20