Tsianjery Alahady 08 Marsa 2020

"Kanefa manan-teny aminao Aho, satria efa niala tamin'ny fitiavanao voalohany ianao.
Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino izay lazain'ny
Fanahy amin'ny fiangonana. Izay maharesy dia havelako hihinana ny avy amin'ny hazon'aina, izay eo amin'ny Paradisan'Andriamanitra". Apokalypsy 2:4;7