Tsianjery Alahady 07 Jolay 2019

"Ary ny seza fiandrianan'Andriamanitra sy ny Zanak'ondry ho eo aminy; ary ny mpanompony dia hanompo Azy ka hahita ny tavany, ary ny anarany dia ho eo amin'ny handriny". 
Apokalypsy 22:3b-4