Tsianjery Alahady 02 Febroary 2020

"Izao no lazain'i Jehovah Tompo:
Indro, ry oloko,
Izaho no hanokatra ny fasanareo, ary hampiakariko avy amin'ny fasanareo ianareo, ka ho entiko ho any amin'ny tanin'ny Isiraely". Ezekiela 37:12