20 JANOARY 2020 – 26 JANOARY 2020

NY OLONA KENAKENAINA DIA OLONA TSY AZO ANTENAINA

Marka 4:37

Ny mpianatra izay novolavolain’i Jesoa dia tsy nokenakenainy mihitsy.

Fa nosedrainy tamin’ny tafiodrivotra, nosedrainy tamin’ny alondrano.

Manomboka izao ry havana ô, meteza ho sedrain’i Jesoa. Fa ny olona kenakenaina dia olona tsy azo antenaina.

Amena !

Nalaina avy amin’ny toritenin’ny Mpitandrina Irako Andriamahazosoa Ammi – Zoma 17 Janoary 2020 – Fanompoam-pivavahana ho an’ny Sekoly Fjkm