RESAKA MIADANA
"Raha misy olona manao hoe: Miadana sy mandry fahizay, dia hanjo azy tampoka ny fandringanana, toy ny fahararian'ny vehivavy raha miteraka, ka tsy ho afa-mandositra mihitsy izy". 1 Tes. 5:3 RESAKA MIADANA Ohatrany misy prénom, asa na lehilahy, na vehivavy ...
26 Novembre 2018- 02 Décembre 2018
Leadership de l’Esprit (Rm 8.14) Ceux qui sont conduits par l’Esprit sont « fils de Dieu ». Dieu nous appelle « enfants » et nous pouvons l’appeler « Père ». Par un acte d’adoption. Dieu fait plus que nous appeler « enfants ». Il fait de nous réellement ...
RESAKA FANOMPOAM-PANAHY
Nomery 8 :11a : « Ary Arona dia hanatitra ny Levita eo anatrehan'i Jehovah ho fanatitra ahevaheva avy amin'ny Zanak'Isiraely ». Romana 12 :1 : « Koa amin'izany mangataka aminareo aho, ry rahalahy, noho ny famindram-pon'Andriamanitra, mba hatolotrareo ny tenanareo ...
19 NOVAMBRA 2018 – 25 NOVAMBRA 2018
Fanompoam-panahy (Nom 8.11) Raha te-hanompo an'Andriamanitra ianao, aza mihazakazaka hanatanteraka ny "asa" fanompoana. Mialohan'izay : tanteraho aloha ny "fanompoam-panahy". Ny Levita dia nasain'Andriamanitra naterin'i Arona ho fanatitra ho an'i Jehovah avy amin'ny Zanak'Israely. Isika kosa dia asain'ny Tompo manolotra ny ...
TA VIE PREPARE-T-ELLE À LA MORT?
2 Timoty 4:6-8: "Fa izaho dia efa hatolotra*sahady, ary efa mba akaiky ny andro fialàko. (*Grika: haidina ho fanatitra aidina) Efa niady ny ady tsara aho; nahatanteraka ny fihazakazahana aho; nitahiry ny finoana aho; hatrizao dia tehirizina ho ahy ny ...
12 Novembre 2018 – 18 Novembre 2018
Mauvais combat (2 Tim 4.7) S’il y a le « bon » combat, il y a donc, un « mauvais » combat. Le mauvais combat, c’est quand on se trompe d’ennemis. Si tu veux mener le « bon » combat, identifie les 3 ennemis à vaincre : ...