15 Juillet 2019 – 21 Juillet 2019
La puissance de Jésus Marc 6.52 Les disciples n’avaient pas compris la puissance de Jésus lorsqu’Il a multiplié les pains (Marc 6.46-50). Sinon, ils auraient compris que rien n’était impossible au Seigneur. Comme de marcher sur l’eau. Cette puissance atteindra ...
JEHOVAH MAMPODY FIADANANA
« Ary Jehovah nampody ny fiadanan’ i Joba, raha nivavaka ho an’ ny sakaizany izy, ka dia nanome azy indroa toraka izay nananany fahiny Izy ». Joba 42 :10 Ary Jehovah nampody ny fiadanan’ i Joba, raha nivavaka ho an’ ny sakaizany izy. ...
TIAN’ANDRIAMANITRA IANAO HO MPANOMPO ANKASITRAHANY KA HENOINY VAVAKA
« Koa ankehitriny makà vantotr'ombilahy fito sy ondrilahy fito ho anareo, ary mankanesa ao amin'i Joba mpanompoko, ka manatera fanatitra dorana ho anareo; ary Joba mpanompoko no hifona ho anareo, fa izy no hankasitrahako, fandrao hamaly anareo araka ny fahadalanareo Aho, ...
SAO DIA DISO FILAZA AN’ANDRIAMANITRA ISIKA?
« Ary rehefa voalazan'i Jehovah tamin'i Joba izany teny izany, dia hoy koa Izy tamin'i Elifaza Temanita: Mirehitra aminao sy ny sakaizanao roa lahy ny fahatezerako satria tsy mba marina tahaka ny filàzan'i Joba mpanompoko ny filàzanareo Ahy ». Joba 42 :7 Mampandinin-tena antsika ...
08 Juillet 2019 – 14 Juillet 2019
Faire face au soleil Le Docteur Clemance raconte : « J’étais en train de grimper les Alpes avec des amis, près de la frontière entre la France et la Suisse. Petit à petit, nous nous retrouvions dans un paysage de neige et ...
MANATRIKA ANAO NY TOMPO
Ao amin’ny Salamo 139 no hakana hafatra. Ny lohahevitra amin’ity volana Jolay ity dia hoe : « Manatrika ny mino ny Tompo ». Ilay fampieritreretana dia hoe : MANATRIKA ANAO NY TOMPO E, FA SAO DIA IANAO NO TSY MANATRIKA ...