Fampianaran’ny Mpitandrina

AZA MANAO IZAY MAHAMENATRA – AZA MANAMBANY TENA

« Misy aminareo va, raha manana ady amin'ny namany, sahy handeha hotsarain'ny olona tsy marina, fa tsy eo anatrehan'ny olona masina? Sa tsy fantatrareo fa ny olona masina dia hitsara izao tontolo izao? Ary raha hitsara izao tontolo izao ianareo, ...

AOKA IANAO HO MPANANDRATRA AN’I JEHOVAH

« Asandrato Jehovah Andriamanitsika, Ary miankohofa eo an-tendrombohiny masina ». Salamo 99 :9a Miteny amintsika mazava ny Tompo : AOKA IANAO HO MPANANDRATRA AN’I JEHOVAH. Asandrato Jehovah, asandrato Izy e ! Ahoana no fomba hanandratanao an’i Jehovah, hanandratantsika an’i Jehovah ...

23 SEPTEMBRE 2019 – 29 SEPTEMBRE 2019

Insister pour donner de l’argent (2 Cor 8.4) Les chrétiens de Macédoine tenaient à participer à une collecte d’argent pour aider les chrétiens de Jérusalem. Dès qu’il est question d’argent, il n’y a plus grand monde pour répondre présent. Ici, ...

16 SEPTEMBRE 2019 – 22 SEPTEMBRE 2019

Une famille en Christ (Luc 1.57,63) Zacharie, le père de famille. Son nom signifie : Dieu se souvient. Elisabeth, sa femme. Son nom signifie : Dieu son serment. Jean, le fils. Son nom signifie : l’Eternel a fait grâce. Que ...

09 SEPTEMBRE 2019 – 15 SEPTEMBRE 2019

Des diacres d’une autre trempe (Actes 6.5) Etienne. C’est le diacre qui, accusé sur la base de faux témoignages, d’avoir blasphémé contre Moïse et Dieu et de ce fait, sommé de s’expliquer devant le Sanhédrin, déroule pour sa défense, l’histoire ...

12 Aogositra 2019 – 08 Septambra 2019

« Ny harena malaky azo foana eo am-boalohany dia tsy hotahina any am-parany ». Ohabolana 20 :21 DIEM : « Izay maika hangoron-karena am-boalohany, dia tsy hotahina any am-parany » HARENA MALAKY AZO Araka ny hevitrao, inona no voarakitr’izany hoe ...