RESAKA FINOANA TSARA LAVITRA NOHO NY VOLAMENA
1 Petera 1 :6-7 : « Izany no iravoravoanareo, na dia ampalahelovina vetivety ankehitriny amin'ny fakam-panahy maro samy hafa aza ianareo, raha tsy maintsy hisy izany, mba ho hita ho fiderana sy voninahitra ary fankalazana ny fizahan-toetra ny finoanareo (izay ...
RESAKA ANDRO FARANY
« Ary amin'ny andro farany ». Asan’ny Apostoly 2 :17a RESAKA ANDRO FARANY Ny andro farany dia nosantarina tamin’ny andron’ny Pentekosta, ary mifarana amin’ny fiverenan’i Jesoa amin’ny faran’izao tontolo izao. Mifarana amin’ny faharavan’izao tontolo izao. Mampitandrina antsika ny Soratra Masina, ...
ANDRAIKITRA 3 NY MPAMINANY
« Ary ny Zanak'Isiraely nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah indray, rehefa maty Ehoda. Ary Jehovah nivarotra azy ho eo an-tanan'i Jabina, mpanjakan'i Kanana, izay nanjaka tany Hazora, ary Sisera, izay nonina tany Harosetan'ny Jentilisa, no komandin'ny miaramilany ». Mpitsara ...
RESAKA KLEOPASY
Lioka 24, ho antsika mpandray ny fanasan’ny Tompo. Ary manantena fa amintsika ireto, raha hoe izay no ilazana azy, nisy mpingitrika ankatoka, dia tsy hingitrika ankatoky ny mpandray intsony izy manomboka izao. Lioka 24 :30-31 : « Ary raha niara-nipetraka nihinana teo aminy ...
NY TENA TENY AVY AMIN’ANDRIAMANITRA DIA AFO MANDORO SY MANDEVONA
« Tsy tahaka ny afo va ny teniko? hoy Jehovah ». Jeremia 23 :29a Ny tena teny avy amin’Andriamanitra ry havana dia teny toy ny afo mandoro sy mandevona. Izay ilay vokatry ny teny izany. Ary normal izany ry havana ...
RESAKA VILANY SY HENA
« Ity tanàna ity tsy ho vilaninareo, ary hianareo tsy ho hena ato anatiny ». Ezekiela 11 :11a RESAKA VILANY SY HENA Ilay vilany, amin’ny teny frantsay hoe : « marmite » ; dia rehefa mijery ny heviteny dia hoe ilay « marmite » manambara zavatra milaza « sécurité ». Ireo ...