16 MARSA 2020 – 22 MARSA 2020
« Manangàna famantaran-dalana ho anao hianao, manorena tsangam-bato ». Jeremia 31 :21a MITADIAVA IANAO SIGNALISATION HO ANAO – MITADIAVA IANAO POTEAU DE DIRECTION Signalisation sy poteau 4 no omena anao : Ny Baiboly sy ny vavaka : Ataovy vavaka ny tanjonao ho tonga any amin’ny ...
IANAO VE MBA MANGATAKA NY HERIN’NY FANAHY MASINA REHEFA MITORITENY ?
IANAO VE MBA MANGATAKA NY HERIN’NY FANAHY MASINA REHEFA MITORITENY ? Asan’ny Apostoly 2:37a Satria feno ny Fanahy Masina Petera raha nitoriteny, dia nanindrona ny mpihaino ny teniny. Sabatra roa lela ny tenin’Andriamanitra ka miditra any amin’ny lalina indrindra amin’ny ...
09 MARSA 2020 – 15 MARSA 2020
IANAO VE MBA MANGATAKA NY HERIN’NY FANAHY MASINA REHEFA MITORITENY ? Asan’ny Apostoly 2 :37a Satria feno ny Fanahy Masina Petera raha nitoriteny, dia nanindrona ny mpihaino ny teniny. Sabatra roa lela ny tenin’Andriamanitra ka miditra any amin’ny lalina indrindra ...
02 MARSA 2020 – 08 MARSA 2020
RAHA TSY MIBEBAKA IANAO DIA HO RINGANA. (Lioka 13 :1-5) Mahatsiravina hoy ianao ny tantaran’ilay Galiliana tonga nanao fanatitra tao amin’ny tempoly, dia novonoin’i Pilato, ary ny ràny naharoharon’i Pilato tamin’ny fanatiny. Tena mba malchance hoy ianao izany lehilahy valo ambin’ny ...
RAHA TSY MIBEBAKA IANAO DIA HO RINGANA
RAHA TSY MIBEBAKA IANAO DIA HO RINGANA. (Lioka 13 :1-5) Mahatsiravina hoy ianao ny tantaran’ilay Galiliana tonga nanao fanatitra tao amin’ny tempoly, dia novonoin’i Pilato, ary ny ràny naharoharon’i Pilato tamin’ny fanatiny. Tena mba malchance hoy ianao izany lehilahy valo ambin’ny ...
BANJINO ANDRIAMANITRA
« Manandra-peo ny riaka, Jehovah o, eny, manandra-peo ny riaka; mampirohondrohona ny feony ny riaka. Mihoatra noho ny rano sady be no mahery, eny, mihoatra noho ny onjan-dranomasina lehibe, ny voninahitr'i Jehovah any amin'ny avo ». Salamo 93 :3-4 Mihoatra noho ny riaka, mihoatra ...