MOFONAINA 21 OKTOBRA 2024 – Jaona 21:15-19

image_pdfPDF

FANDAHARANA

  • Sal 100
  • Hira 8 FFPM (Dera laza hery haja)
  • Vavaka
  • Hira 548/3 ( Amelaranao latabatrao... )
  • Soratra Masina Jaona 21:15-19
  • Hira 623/1,4 (Mba omeo ahy...) (Dia hamasino...)
  • HAFATRA
  • Vavaka + RZA
  • Fanekem-pinoana 1
  • Hira 753/1 (Tiako ny hiaraka aminao Jesoa....)
  • Tsodrano

HAFATRA

Petera nanda an’i Jesoa Kristy in-telo.

Petera taorian’ny fitsanganan’i Jesoa Kristy tamin’ny maty.
Petera miara-misakafo tamin’ny Tompo.
Petera mihavao.


1 - Mihavao amin'ny fitiavana (Jaona 21:15-16)

Fitiavana "agape" fa tsy "philia".


2 - Mihavao amin'ny fanompoana (Jaona 21:15-17)

Mamahana, miandry, mampitombo.


3 - Mihavao amin'ny herim-po (Jaona 21:18-19)

Miomana amin'ny sarotra izay tsy azonao anaovana safidy.


Izay tafaombona amin’i Jesoa Kristy tamin’ny maty dia mihavao na inona na inona fahadisoana vitany.
Eo amin’ny fanasan’ny Tompo, manontany ny fitiavanao ny Tompo. Maniraka sy mampahery Izy.
Eo amin’ny fiaraha-mivavaka, manontany ny fitiavanao ny Tompo. Maniraka sy mampahery Izy.

image_pdfPDF