Archives de la catégorie: Toriteny

Toriteny alahady maraina na fanompoam-pivavahana hafa

Toriteny 28 Janoary 2018

Matio 8 :3 : « Ary Jesosy naninjitra ny tànany, dia nanendry azy ka nanao hoe: Mety Aho; madiova hianao. Dia nadio tamin’ ny habokany niaraka tamin’ izay izy ».

Fahamarinana 1 : METY HANAPAKA NY FIAINANAO AMIN’NY FAHEFANY NY TOMPO ; IZY METY, FA IANAO VE METY ?

Fahamarinana 2 : MAMANGY ANAO MANOKANA JESOA ARY TE HANAO FACE A FACE, TE HANAO TETE A TETE AMINAO IZY, METY VE IANAO ? SAO SANATRIA TSY METY IANAO ?

Fahamarinana 3 : IZY METY HANAPAKA ANAO AMIN’NY FAHEFANY KA METEZA HITONDRA NY ZIOGANY

Spécial eo anatrehan’Andriamanitra ianao

Jaona 15 :16 : «Tsy hianareo no nifidy Ahy, fa Izaho no nifidy anareo ka nanendry anareo mba handeha sy hamoa, ary mba haharetan’ ny vokatrareo, mba homen’ ny Ray anareo izay rehetra hangatahinareo amin’ ny anarako na inona na inona » Izao no famintinana io Jaona 15 :16 io : Spécial eo imason’Andriamanitra ianao.…
Tohiny