Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Mahazava izao tontolo izao ny helany; Mahita izany ny tany ka mihorohoro". Salamo 97 : 4
Tohiny

"Jehovah no fahazavako sy famonjena ahy; iza no hatahorako? Jehovah no fiarovana mafy ho an'ny aiko; iza no hangovitako?"  Salamo 27 : 1
Tohiny

"Izaho tonga amin'izao tontolo izao ho fahazavana, mba tsy hitoetra ao amin'ny maizina izay rehetra mino Ahy". Jaona 12 : 46
Tohiny

"Nampisaraka ny ranomasina Izy ka nitondra azy nita, dia nampijanona ny rano ho toy ny antontan-javatra. Ary ny rahona no nitondrany azy raha antoandro, sy afo mahazava nony alina". Salamo 78 : 13 - 14
Tohiny