Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Koa dia nataoko ho voninahitro ny hitory ny filazantsara toy izao: tsy eo amin'izay efa niantsoana an'i Kristy anefa, fandrao hanovona eo ambonin'izay efa naorin'ny sasany aho; fa araka ny voasoratra hoe: Izay tsy nilazana Azy no hahita, Ary izay tsy nandre no hahafantatra (Isaia 52:15)". Romana 15 : 20 - 21
Tohiny

"Fa Izaho milaza ny marina aminareo; mahatsara anareo ny fialàko; fa raha tsy hiala Aho, dia tsy ho avy aty aminareo ny Mpananatra*; fa raha handeha Aho, dia hirahiko ho aty aminareo Izy". Jaona 16 : 7
Tohiny

"Efa niakatra ho any amin'ny avo Ianao ka mitondra babo; efa nandray fanomezana teo amin'ny olombelona Ianao — eny, teo amin'ny maditra aza, — mba hitoeran'i Jehovah Andriamanitra any*. [*Na: ao aminy; na: mba hitoeranao any, ry Jehovah Andriamanitra; na: Efa nandray olona ho fanomezana Ianao Eny, na dia ny maditra aza mba hitoeranay ao…
Tohiny

"Ary Jesoa Tompo, rehefa niteny taminy, dia nampiakarina ho any an-danitra ka nipetraka eo an-kavanan'Andriamanitra Fa izy ireo kosa dia lasa ka nitori-teny eny tontolo eny, ary ny Tompo niara-niasa taminy ka nanamarina ny teny tamin'ny famantarana izay nomba azy. Amena". Marka 16 : 19 - 20
Tohiny